groupefenosoa

Nampiditra groupfenonsoa
10/07/2019 12:39
Hiran'i groupefenosoa 1 Jereo eto
Vangy : 907
Mpankafy : 0 Ankafizo
Iza Moa i Fenosoa ?
Fenosoa dia mpanakanto poete ary mpanoratra,ary mpihira
Ny tantarany
Fenosoa dia anisan' ny mpihira tao amin'ny tarika 3arts izy no nanoratra sy nampalaza ny tarika 3arts ,anisan'ny hira tsy afaka ambava ny maro nahafantarana ny hirany dia ny hoe ADAALDALA VE NY FOKO TIANAO MANAN-TOMPO
taty ahoriana dia noho ny ady amin'ny fianana dia somary resy izy ary ny mpiara-mihira amin'ny ihany nisalovana ny talentany ka nahatonga azy hijanona tao anatin'ny tarika tsy ho voatanisa eto jiaby fa ny azo lazaina dia hoe !
efa talenta tsy mety maty ao amin'ny manoratra sy mamorona hira,tononkalo,ary tantara saingy tsy dia miseho olona loatra izy an'isany mpiara manoratra aminy ohatra RAZANABARY VOAHANGY LALAO MPANORATRA TANTARA FANTADAZA AO @ RDB
Ny mampiavaka ny fenosoa dia tsy miandry ela be fa eo ny eo dia maha forona tonokalo na hira izay ilaina amin'ny sehatrin'ny fiainana rehetra

Hevitra momba an'i groupefenosoa

groupfenonsoa (10/07/2019 15:38)
Fantatro tena fantatro io zoky mihira io fa tena mbola pire nohon'ny Omguy ny tarika ny Ainga ny inspiration'io
mankasitra fenosoa tohizo hatrany

Hiran'i groupefenosoa (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.092