Group ben'haja

All photos...
Submitted by Mamizara 08/08/2024 09:20
Group ben'haja's song 2 Click here
Hits : 228
Likes : 1 Like
More info
Group ben'hajaIzahay dia grouo niforona efa ela ihany
Maro ireo hira no vita "audio",mihisa 8 izy ireo
Avy any amin'iny faritra Itasy iny zahay, izany hoe district Miarinarivo, commune Manazary ary ao amin'ilay hoe Antsahavory
Tsy misy vehivavy izahay fa bandy avokoa ary saika mpirahalahy avokoa zahay reo
Ireo mandrafitra ny tarika: :
Benaja: lehibenay
Mamizara, lanto, manantena, andry, rica, safidy ary laza
Comments about Group ben'haja

Mamizara (08/08/2024 10:08)
Mafinaritra