GADHONA ARTISTIKA

Nampiditra hagamamytahiana2023
15/12/2023 08:05
Hiran'i GADHONA ARTISTIKA 2 Jereo eto
Vangy : 183
Mpankafy : 0 Ankafizo
Tarika iray mivoy ny gadona "gospel" sy mitory ny hira filazantsara an'Andriamanitra izay niforona ny taona 2005 satria dia avy ao Ambohidroa ao avokoa ny fiavian'ny tarika izany hoe ny fanafoehezana ny anaran'ny tarika dia "Gospel an'Ambohidroa Dia Ho An'Andriamanitra", manao karazan-kira gadona maro samihafa ny tarika ka i Julien RAKOTOAARIJAONA no mpitarika sy mpitendry ny tarika.

Hevitra momba an'i GADHONA ARTISTIKA

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i GADHONA ARTISTIKA (2)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4192