G.A.C.K.D Tarika KAVARA

Nampiditra handrinantsoa
04/05/2022 13:10
Hiran'i G.A.C.K.D Tarika KAVARA 1 Jereo eto
Vangy : 361
Mpankafy : 0 Ankafizo
Ny Tarika KAVARA dia Tarika iray izay nanovana ny anarana hoe Tarika Sela noho io anarana io izay ampiasain'ny mpikamba iray amin'ny Tarika iray hafa efa malaza be .Koa natao izao mba hialana amin'izay mety ho fifangaroana anarana .fa ny tarika KAVARA izany dia solon'ny Tarika SELA teo aloha vonjimaika.Nefa marihiko fa mety tsy hijanona amin'io ny anaran'ny tarika araka izay maha vonjimaika azy izay.
Ny Tarika kavara dia nipoitra tao amin'ny "G.A.C.K.D (Groupe Artistique Ken Dojo).Izay tarihin'ny HANDRINANTSOA Dieudonné Victorien izay mpamorona ny Groupe SELA fahiny.
Koa raha misy liana na te hahalala bebe koko izany dia indro ny ahafahana mifandray amiko HANDRINATSOA Tel 034 11 141 75.

Hevitra momba an'i G.A.C.K.D Tarika KAVARA

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i G.A.C.K.D Tarika KAVARA (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0108