Frères Arthur
Ajouter une photo Envoyé par jonyrapida
03/06/2004 03:27
Les chansons de Frères Arthur 0 Cliquer ici
Visites : 3380
Préférés : 0 J'aime
03/06/2004 03:27
Les chansons de Frères Arthur 0 Cliquer ici
Visites : 3380
Préférés : 0 J'aime
Plus d'info
Malaza eo amin'ny fampandihizana i Arthur miralahy avy. Manana hira maro izireo, tsy adino amin'izany "Raha misy tiana..."Olona tsotra, discret, généreux, ny zavakanto no fiainany, raha vao mifoha maraina koa i Arthur.Eo amin'ny mozika daholo izy miralahy avy. Hanavao ny hirany les Frères Arthur ary ny zanaky Arthur, FETRA, no hihira ny hirany amin'izany: Hay ve!, Aoka izay (jereo ny télé)... no efa misy amin'izao fotoana izao.
Eo am-pikarakarana ny CLIPS rehetra io zanany io tamin'ny fandalovany tany NICE.
Commentaires sur Frères Arthur
jonyrapida (03/06/2004 07:27)
Malaza eo amin'ny fampandihizana i Arthur miralahy avy. Manana hira maro izireo, tsy adino amin'izany "Raha misy tiana..."Olona tsotra, discret, généreux, ny zavakanto no fiainany, raha vao mifoha maraina koa i Arthur.
Eo amin'ny mozika daholo izy miralahy avy. Hanavao ny hirany les Frères Arthur ary ny zanaky Arthur, FETRA, no hihira ny hirany amin'izany: Hay ve!, Aoka izay (jereo ny télé)... no efa misy amin'izao fotoana izao.
Eo am-pikarakarana ny CLIPS rehetra io zanany io tamin'ny fandalovany tany NICE.
Eo amin'ny mozika daholo izy miralahy avy. Hanavao ny hirany les Frères Arthur ary ny zanaky Arthur, FETRA, no hihira ny hirany amin'izany: Hay ve!, Aoka izay (jereo ny télé)... no efa misy amin'izao fotoana izao.
Eo am-pikarakarana ny CLIPS rehetra io zanany io tamin'ny fandalovany tany NICE.
Les chansons de Frères Arthur (0)
Audio non disponible
