Frères Arthur

Ajouter une photo Envoyé par jonyrapida
03/06/2004 03:27
Les chansons de Frères Arthur 0 Cliquer ici
Visites : 3382
Préférés : 0 J'aime

Plus d'info

Malaza eo amin'ny fampandihizana i Arthur miralahy avy. Manana hira maro izireo, tsy adino amin'izany "Raha misy tiana..."Olona tsotra, discret, généreux, ny zavakanto no fiainany, raha vao mifoha maraina koa i Arthur.
Eo amin'ny mozika daholo izy miralahy avy. Hanavao ny hirany les Frères Arthur ary ny zanaky Arthur, FETRA, no hihira ny hirany amin'izany: Hay ve!, Aoka izay (jereo ny télé)... no efa misy amin'izao fotoana izao.
Eo am-pikarakarana ny CLIPS rehetra io zanany io tamin'ny fandalovany tany NICE.

Commentaires sur Frères Arthur

jonyrapida (03/06/2004 07:27)
Malaza eo amin'ny fampandihizana i Arthur miralahy avy. Manana hira maro izireo, tsy adino amin'izany "Raha misy tiana..."Olona tsotra, discret, généreux, ny zavakanto no fiainany, raha vao mifoha maraina koa i Arthur.
Eo amin'ny mozika daholo izy miralahy avy. Hanavao ny hirany les Frères Arthur ary ny zanaky Arthur, FETRA, no hihira ny hirany amin'izany: Hay ve!, Aoka izay (jereo ny télé)... no efa misy amin'izao fotoana izao.
Eo am-pikarakarana ny CLIPS rehetra io zanany io tamin'ny fandalovany tany NICE.

Les chansons de Frères Arthur (0)

Audio non disponible

© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3846