Fikambanana Iray Madagasikara

Hampiditra sary Nampiditra ikalamako
04/09/2017 13:06
Hiran'i Fikambanana Iray Madagasikara 1 Jereo eto
Vangy : 538
Mpankafy : 0 Ankafizo
Ny taona 2016 no niforona ny fikambanana Iray. Tanora avy amin’ny sehatrasa maro samihafa no mivondrona ao: mpanakanto, mpanao hosodoko, mpamorona sy matihanina amin’ny hay bika aman’endrika ary filatroana, mpahay lalàna, matihanina amin’ny sary sy ny solosaina, mpahay tantara, mpahay serasera, mpanao fanatanjahantena, mpanandro, matihanina amin’ny haitaotrano, manampahaizana sy mpikaroka momba ny hira sy ny zavamaneno, …

Hevitra momba an'i Fikambanana Iray Madagasikara

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Fikambanana Iray Madagasikara (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0219