Hevitra momba an'i Fehizoro

Hiverina amin'ny Fehizoro Hampiditra hevitra
mikabi ( 21/12/2023 17:41)
Mba mitady mp3 hiran Fehizoro 'O ry olombery o' zay manana ๐Ÿ™๐Ÿ•Š๏ธ๐Ÿค
manitra_rkt ( 10/09/2020 11:21)
mba mitady ny Mp3 an'ity hira ity izay manana o
augmaster ( 30/08/2017 11:15)
Fa iza kay no nampiditra an'io?
augmaster ( 30/08/2017 11:13)
Aiza kay zafady ny hiran'io tonon-kira io?
Azo telechargena ve?
bozdom ( 27/04/2004 11:39)
KATSAHO
(Hira Vaovao an'ny FEHIZORO)

1-)Maro no maniry fiaianan-tsambatra sy soa
Mivezivezy etsy, mivezivezy eroa
Maro no mitady 'zay hampitombo ilay harena
F'izay ilay paradisa, na koa hedena
Misy mihintsy aza minia mandetika ny marina
Fa raha tsy izany hono izy tsy mba mihinan- kanina
Dia zary lasa nofy ilay vavaka sy voady omaly
Nanjary tsy tsaroana, aleo koa ho any

REF : Manaova ny marina
Mahay mifanampy, mifankatia
Manaova ny marina
Mandalo anie 'ty fiainana ity
Ataovy ao an-doha, KATSAHO tokoa
Ho santatr'ilay lapasoa

2-) Manomboka izao, ampahafantarina anao
F'ilay ao ambony ao, mizara 'zay sahaza ho anao
Fa voasoratra hoe :"Katsaho aloha ny Fanjakany
Dia hanampy anao izany rehetra izany..."
Dia anjary tsy ho nofy 'lay vavaka sy voady omaly
'Ty fiainana an-tany toy ny any an-danitra any

REF : Manaova ny marina ...
bozdom ( 16/03/2004 10:23)
Ny "FEHIZORO" amin'izao fotoana izao dia namoaka hira vaovao be,"KATSAHO" no lohatenin'ilay hira, ary efa miparitaka eran'ny onjam-peo sy ny Television eto Antananarivo ary mbola ho avy ihany koa ny any amin'ny faritany rehetra.
( 07/08/2003 18:57)
O! RYOLOM-BERY
ร” ry olom-bery, injao mitadyizao
Manontany sy miantso, aiza moa ianao?
Foiny ho anao, ny lahy tokany
Modiana tsy hita va ny fitiavany?
ร” valio ny antsony

Ref: ร” renay tokoa re ilay feo
Miantso hoe avia Tompo รด!
Fa izahay voageja ety
Vahao ny fatorana

Raha nanota ianao dia novotsorany
Ka ny fo malotonao dia nodioviny
F'Izy raha tety dia nolotoiny
Mba hisolovoina anao
Ref......
ยฉ serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.179