ERIC YOHAN

Hampiditra sary Nampiditra Iohankiero
3 andro lasa
Hiran'i ERIC YOHAN 0 Jereo eto
Vangy : 20
Mpankafy : 0 Ankafizo

Mombamomba azy

NASOLOTIANA Jean Eric Nanariah dia teraka ny 08 octobre 1995 tao toamasina. Efa fatrampitia mozika hatramin'ny fahakeliny izy ka hatramin'izao izay nitondra ny anarana hoe Eric Yohan ary ny mitendry guitar no tena manavanana azy sy tena ankafiziny indrindra ka izao lasa mpihira ankehitriny izao, ary efa hita ao amin'ny you tube ny hirany rehetra ary miangaly ny gadonkira toy ny RnB sy ny Rythme ankehitriny koa izy. Ny tarika T.I Label no nisy azy taloa fa efa mandeha irery ankehitriny

Hevitra momba an'i ERIC YOHAN

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i ERIC YOHAN (0)

Mbola tsy nisy nampiditra hira

© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0092