ERIC YOHAN
Ajouter une photo Envoyé par Iohankiero
28/01/2026 22:03
Les chansons de ERIC YOHAN 0 Cliquer ici
Visites : 78
Préférés : 0 J'aime
28/01/2026 22:03
Les chansons de ERIC YOHAN 0 Cliquer ici
Visites : 78
Préférés : 0 J'aime
Plus d'info
NASOLOTIANA Jean Eric Nanariah dia teraka ny 08 octobre 1995 tao toamasina. Efa fatrampitia mozika hatramin'ny fahakeliny izy ka hatramin'izao izay nitondra ny anarana hoe Eric Yohan ary ny mitendry guitar no tena manavanana azy sy tena ankafiziny indrindra ka izao lasa mpihira ankehitriny izao, ary efa hita ao amin'ny you tube ny hirany rehetra ary miangaly ny gadonkira toy ny RnB sy ny Rythme ankehitriny koa izy. Ny tarika T.I Label no nisy azy taloa fa efa mandeha irery ankehitrinyCommentaires sur ERIC YOHAN
Aucun commentaire
Les chansons de ERIC YOHAN (0)
Audio non disponible
