Emile

Nampiditra mille
28/06/2025 18:32
Hiran'i Emile 2 Jereo eto
Vangy : 118
Mpankafy : 1 Ankafizo

Mombamomba azy

Mpihira malagasy efa nihira nanomboka tamin'ny taona 2009, saingy tsy dia be mpahafanatra. Tany Ambilobe no nanombohany nihira ka hira ara-pilazantsara sy hira momba tontolo iainana sy firaisankina no ventesiny ao anaty ny kantony.
Efa miisa 20 ny hira efa noforoniny fa 4 no efa vita fandraisam-peo.
Mety manao solon'anarana hoe Maeva Hiaka izy eo.

Hevitra momba an'i Emile

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Emile (2)

© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.01