La paix (Emile)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
La paix
Reo ady etsy sy eroa atsaharo avokoa
Fa filaminana ihany no hanjaka eto an-tany
Ny fandripahana ny tontolo
Hisorohana daholo
Ny tany tsara madio
Arovy ka ampio.

Si tous les gens du monde
Sont doux comme la colombe
La paix c'est la reine et le calme est le roi
Si tous se rassemblent
Et forment un ensemble
La paix c'est la reine
Et le calme est le roi.

Refrain :
Sauvons la terre
Adorons la paix
Faut pas se taire
Devant ce monde laid.

Tiako ho tsapanao
(Tiako ho tsapanao)
Tiako ho tsinjonao
(Tiako ho tsinjonao)

Fa simba ny tany
Ny ambony lasa ambany
Ireo rano nolotoina
(Ireo rano nolotoina)
Iainana sotroina
(Iainana sotroina)
Ny fako miavosa
Dia adidy sy trosa.

Refrain:
Sauvons la terre
Adorons la paix
Faut pas se taire
Devant ce monde laid.

Sauvons la terre
Adorons la paix( la paix)
Faut pas se taire
Devant ce monde laid.(monde laid)

Solo: faut pas se taire devant se monde laid.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Emile
Vangy : 187
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mille
Daty : 29/06/2025 10:55
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.299