Hevitra momba an'i Do Rajohnson

Hiverina amin'ny Do Rajohnson Hampiditra hevitra
salazar ( 09/12/2014 12:24)
mba meo tablaturan'i Rija Ramanatoanina FIAINANA KELY & HAY VE ranga aaaaaa!!!!!!! sur daol eee
ninalisoa ( 02/12/2014 16:08)
zah aloh de tia n hiran Dô, tohizo fa mafinaritra e! hafa ihany n hira malagasy e!
raygasy ( 07/08/2006 20:37)
Milay foana io Do io e!zay tsy miala e!
raygasy ( 17/07/2006 22:03)
Mpihira tena ankafizinay mivady tokoa i Do, eny anisan'ny hira nofidiana hatao fanokafana ny lanonana t@ fanambadianay ilay hira hoe :Miaraka amina, izany hoe efa ho 10 taona zany zao, dia tsaroanay eto ary tsy miova ny fankafizanay azy sy ny taletany ary ireo hira rehetra izay avokany. mirary soa sy fanambinana ho azy sy ny ankohonany izahay. USA
Haro ( 29/01/2006 21:28)
Marina tokoa ny anareo, zah koa dia tena mankafy ny hirany, mivetso ny hiran'ny fo tokoa izy, ary mampanombona zay tsy izy,tsara raha tohizany hatrany ireny
Jhi ( 29/08/2004 21:49)
Mirary ny soa rehetra indrindra fa i Rakotonirina any ivelany any ! ndry raha jerena marina ny fiainampitiavana dé marina tokoa ny zavatra rehetra tatarain'ny Dô ry Rakotonirina é !
Zay fa mirary soa ho anao kou é !
Jhi ( 29/08/2004 21:45)
Anisan'ny hironan'ny foko iray manotolo ny hiran'ny Dô Rajhonson , matetika ny hira ataony dé ny fiainako rehetra no tatarainy aho , izany ary no hilazako ny mombamomba azy eto : eo Ambondrona ny mora ahitanazy matetika , mananjanaka vavy iray izy , ary mbola misy ihany kou zanany vao teraka , tamin'ny volana Desambra teo ho eo , satria tamin'izay aho nijery ny fampisehoana nataony dé tsy tafa , satria teraka hono ny vadiny ( 12 Desambra 2003 ). Izay ny hafatra kely sy ny momba azy fa amin'ny manaraka milaza maromaro kokoa , ary mba tiako ho hitan'ny Rakotonirina any ivelany fa tia an'ny Dô -ko aho , eny na dé lavitra ahyaza izy é !
Zay fa mirary soa anareo rehetra !
Fa raha misy mahalala bebekokoa n y momba an'i Dô dé mba halefaso an'i Jhi kou e !
Zay fa ok !
Rakotonirina ( 12/03/2004 07:52)
izaho dia tena mpakafy ny hiran'i Dô, ka na dia aty ampitan-dranomasina aza aho dia tsy misaraka @ k7- ny, mitory zavatra maro amiko ny tiany hambara rehetra, tsy izaho irery ihany no mankafy azy fa ilay olon-tiako izay any an-tanindrazana any. na mahare ny feony fotsiny dia mapite-hody.
( 19/03/2003 04:35)
Mahafinaritra satria mampandrotsy ny saina sy manala voly ny hirany!
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1871