Dj Sissi

Nampiditra hervo1
13/06/2004 15:10
Hiran'i Dj Sissi 1 Jereo eto
Vangy : 2679
Mpankafy : 0 Ankafizo
Olona roa no tena hitantsika hoe mi composer ity groupe ity : i Sissy sy i Mima
Ralaivao Hariniaina Achi (Sissi ) sy R. Nirina Miriella (Mima)
Talohan'ny nihirany (faniriany hatramin'izay ) i Sissy dia efa Dj tao amin'ny Night Club tao Majunga ary koa animateur tao amin'ny radio Kalizy .Izy no azo lazaina ho mpamorona ny groupe mazava ho azy .Mifangaro ny karazana rythme na hirany (rap , techno , salegy sns ) fa rap moa no tena hahalalantsika azy
I Mima kosa dia efa nihira talohan'ny niarahan'izy sy i Sissy nihira , tao amin'ny groupe F'Gis , izay efa rythme rap rahateo koa no nataon'izy ireo tao , ka telo vavy izy tamin'izany fotoana izany .Rehefa samy lasa tamin'ny antony manokana avy moa ny roa dia io i Mima lasa tao amin'io groupe io .
"Mifona Chérie "sy "Ambarako vadinao" no album tena nahalalana azy ireo , ary mbola mitohy hatrany ny ezaka tratrariny hanandratra ny sangan'asa malagasy ho amin'ny tany mandroso (aty ivelany ) , rehefa avy connus be tao amin'ny nosy Comores sy ny manodidina izy ireo
Dia mirary soa an'izy ireo hatrany
Mima an ! ny namana isany akia tsy manadino a! :)

Hevitra momba an'i Dj Sissi

hervo1 (13/06/2004 19:10)

Hiran'i Dj Sissi (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0105