Mifona chérie (Dj Sissi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tezitra mafy madama
Nandroaka allez allez
Teo ramose nihanahana
Aiza ny toeran-kaleha
Ny vamba anie tsy mahafaty
Samia samy mahatanty
Saina ny an’ny vehivavy
Sao voa vao mandadilady

Mifona mifona mifona
Mifona chérie
Milela-milela-milela
Milela-paladia

Ny bandy anie mikarama
Ka aleo mba hi-défouler
Hidola amin’ireo jôbakely
Ka ny vady dia réservée

Na atà ianareo mikarama
Ny vady ve sômasômana
Tsy menatra ny mpiara-monina
Avelao re ny hadalana

ref

Ho anareo vadikely
’Nareo no tena makorely
Mody tsy miteniteny
Manataka tsikelikely
Mahita ireo goaitra amin’ny boaty
Mihomehy izy no manaratsy
Avelao izy ireo tranquille
Ny hoavinareo no banjinina

ref
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Dj Sissi
Vangy : 4689
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 18/10/2002 14:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.296