Hevitra momba an'i Dédé Fenerive

Hiverina amin'ny Dédé Fenerive Hampiditra hevitra
ainaheri ( 22/03/2006 07:43)
Ny tenako dia mpakafy ny hirany zay manandanja eo @ zava misy iainanao andavanandro;tsy dia mananko lazaina firy aho momba azy fa ny zvtr fantatro dia manambady amanjanaka izy,ny vadiny dia guichetiere ao @ fitaterana zotra nationale Kofito ao T\ve ihany!!
tOSOLA ( 05/01/2005 11:17)
Izaho moa dia metiss avy an'i Fenerive-Est ka diatena admiratrice nao aho!!!ahhhh!!!
( 23/01/2003 17:26)
Rabemanantsoa Bertrand Régis
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.18