Hevitra momba an'i Chorale de la Faculté des Sciences

Hiverina amin'ny Chorale de la Faculté des Sciences Hampiditra hevitra
Hatsarana ( 16/04/2004 07:00)
Avy nanao sortie tany Antsirabe indray moa ny chorale e! Io indrai dia tsangantsangana fotsiny e! Mba manala azy ny mpikambana rehafa avy nahavita ilay concert goavana teny Ambohimiandra
andyjoely ( 09/04/2004 08:05)
Handray anjara fihirana ny chorale ny alahadin'ny PASKA ho avy izao, ao amin'ny FJKM Ambohimiandra, izany moa dia iarahany manantontosa amin'ny chorale avy eny an-toerana ihany manomboka amin'ny 2 ora sy sasany tsy diso.
Ny faha 18 aprily kosa dia ao amin'ny GRAND AMPHI DEGS ny chorale no hamita ny anjarany mandritra ny fankalazana ny faha 25 taonan'ny Aumonerie Protestante Universitaire.
tbond ( 19/02/2004 09:42)
Hihira ao amin'ny ECAR Ambohimirary ny chôrale de la faculté des Sciences ny 14 Mars 2004 ho avy izao, manomboka amin'ny 3 ora tolakandro ny fotoana ka manasa antsika rehetra mba hanatrika izany .Marihina fa tsy misy ny vidim-pidirana
rakouz ( 08/01/2004 04:34)
Mandray anjara matetika ny Chorale de la Faculté des Sciences raha vao misy zava- mitranga eto amin' ny Université; ny Alakamisy 08 janoary 2004 ohatra dia mihira ny Hiram- pirenena izy ao amin' ny " Bibliothèque Universitaire" ho fanombohana ny fiarahabana ny Président de l' Université tratrin' ny taom- baovao.
Hatsarana ( 27/09/2003 19:58)
Efa ho telo taona izay no niforonany.Hanao concert lehibe izy ireo amin'ny Alahady 28 septambra ho avy izao izay hiarahany amin'ny oniversity Antananarivo sy ny Commune Urbaine Antananarivo.40 no mpikambana mavitrika ao anatiny.Raha te hahafantatra ny momba azy bebekokoa ianao na koa hiaraka hiasa aminy dia antsoy ny 0324000260.
Manao ny karazana hira rehatra rizareo .
Ankafizo ary ô!
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3516