Hevitra momba an'i BIDA

Hiverina amin'ny BIDA Hampiditra hevitra
b200677 ( 29/01/2018 12:07)
Hatramin'ny androany izao mbola ts afaka nampiditra hira ihany fa mbola ny tonon-kira foana no lasa nefa efa mba niandry ihany, ka mba mangataka torohevitra azafady.
Misaotra indrindra
b200677 ( 25/01/2018 10:14)
Salama tompoko! Ahoana kay no mampiditra hira ato azafady.
Misaotra indrindra
b200677 ( 24/01/2018 15:02)
Fa maninona kay raha vao miditra @ le hoe: Hampiditra hira dia ilay fampidirana tonon-kira foana no mivoaka dia tsy mety tafiditra mitsy le hira azafady.
Msaotra indrindra hoan'izay hamaly
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1748