bandin'Amboum

Hampiditra sary Nampiditra DaheryJunior
3 andro lasa
Hiran'i bandin'Amboum 0 Jereo eto
Vangy : 16
Mpankafy : 0 Ankafizo

Mombamomba azy

Fikambanana tobolahy mpanao adidy amin'ny fahoriana(miandry faty) tsy mikarama fa mandala ny soatoavina,
manana ny hirany mitokana, maka ampahany amin'ny tonony sy na feon-kiran'ireo mpanankanto eto Madagasikara(cover)
Efa manana raki-peo

raha fintinina dia mpisôva any amin'ny faritr'Ambohimoadana Andramasina izy ireo

Hevitra momba an'i bandin'Amboum

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i bandin'Amboum (0)

Mbola tsy nisy nampiditra hira

© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0093