bandin'Amboum

Add a photo Submitted by DaheryJunior
23/02/2026 19:37
bandin'Amboum's song 0 Click here
Hits : 101
Likes : 0 Like

More info

Fikambanana tobolahy mpanao adidy amin'ny fahoriana(miandry faty) tsy mikarama fa mandala ny soatoavina,
manana ny hirany mitokana, maka ampahany amin'ny tonony sy na feon-kiran'ireo mpanankanto eto Madagasikara(cover)
Efa manana raki-peo

raha fintinina dia mpisôva any amin'ny faritr'Ambohimoadana Andramasina izy ireo

Comments about bandin'Amboum

No comment found

bandin'Amboum's song (0)

Audio not found

© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1204