b-lôh

Nampiditra https://tononkira.serasera.org/mpihira?username=
16/02/2003 16:24
Hiran'i b-lôh 3 Jereo eto
Vangy : 2019
Mpankafy : 0 Ankafizo
teny mahamasina zone-sud,2 taona lasa izay no nitsangana ny tarika
ny mpikambana mpanorona :
lalaina(vocals),tibouï(drums,bass,guitars),gaël(vocals,backgrounds),moumiskel(clavier,guitars,vocals,mastering)
bahan-kira :
fangaro,reggae,pop,vrté malagasy
foto-kevitra :
" fitaovana iray entina mampita hafatra sady hizarana fihetse-po ny mozika, mety mampanan-karena nefa tsy azo atao fitadiavam-bola fa am-pitiavana sy ho fialam-boly ihany "
miezaka ny hanana ny maha-izy azy ny tarika ka miala @
ilay sarin-tsaina omen'ny "mpanakanto sy ny mozika
entam-barotra" sy ny "mozika pôlitika", ary mandala indrindra ny fanajana ny tsirairay manana ny fahafahany
ao anaty fahalalahana

Hevitra momba an'i b-lôh

(16/02/2003 21:24)

Hiran'i b-lôh (3)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0493