St MOSELY (b-lôh)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
reko ô
ny lazanao taloha
tany an-dafy avokoa é
ry masindahy mosely a
tsy hitanao ve gasikara é
tsy nanaovanao ny tsara
tahio mba ho ville meilleur
asio world trade center

rehefa ianao tonga aty é
koveta indray ny hatao vilia
hahazaka quantité ny vavony
atao lôka ny rongony
tsisy olona ho noana é
ny mpangalatra ho foana
hanome indray ny mpangataka
hisy mana hilatsaka

ref: HISY LAIVONA @ IO é
~~~~da hisy kadà~~~~
HISY POTIKA @ IO
~~~~da hisy kadà~~~~
HISY ROTIKA @ IO é
~~~~da hisy kadà~~~~
asandratray ho masina
ché guevara


ny gadra hi-sesi-tany ato ho ato é
alefa lézionera ny malaso
terôrista tsy hisy
liberté ny cannabis
petite vitesse indray ho courts é
hatsakaina ny yaourt
hanaiky antsika ny vazah
haondrana ny gandjàh

[ref]


ny foko eto dago hihavana é
gasikara ho maitso mavana
hilamindamina ny saina
hitobaka ny maina
ho foana ny valala é
ho any an-danitra ny adala
zay midegà eto dago ho dégagé
handamina eto ny S P

[ref]


____________________________________________________________
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : b-lôh
Vangy : 2039
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : moumiskel
Daty : 12/02/2003 14:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4612