APAL

Hampiditra sary Nampiditra APAL
21/03/2017 11:41
Hiran'i APAL 1 Jereo eto
Vangy : 820
Mpankafy : 0 Ankafizo
Antoko Mpihira eo anivon'ny Fiangonana Katôlika EKAR Bemasoandro Itaosy, mitory ny vaovao mahafalin'i Jesoa Kristy araka ny asa efa nanendren'ny Tompo azy ireo. Antoko mpihira niorina tamin'ny taona 30 Desambra 1992 ary mbola mijoro mandraka ankehitriny, mijoro ho vavolombelona sy mandray anjara hatrany amin'ny fanitarana ny fanjakan'Andriamanitra.

Hevitra momba an'i APAL

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i APAL (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5981