APAL

Add a photo Submitted by APAL
21/03/2017 11:41
APAL's song 1 Click here
Hits : 841
Likes : 0 Like
Antoko Mpihira eo anivon'ny Fiangonana Katôlika EKAR Bemasoandro Itaosy, mitory ny vaovao mahafalin'i Jesoa Kristy araka ny asa efa nanendren'ny Tompo azy ireo. Antoko mpihira niorina tamin'ny taona 30 Desambra 1992 ary mbola mijoro mandraka ankehitriny, mijoro ho vavolombelona sy mandray anjara hatrany amin'ny fanitarana ny fanjakan'Andriamanitra.

Comments about APAL

No comment found

APAL's song (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143