Akon'ny Famindrampo Ambohimanarina

Ajouter une photo Envoyé par MiiSaotra
il y a 15 heures
Les chansons de Akon'ny Famindrampo Ambohimanarina 1 Cliquer ici
Visites : 13
Préférés : 0 J'aime

Plus d'info

Ny Groupe AKON'NY FAMINDRAMPO Ambohimanarina dia groupe Chorale Evanzelika iray mivondrona sy mihira ny hira ara-pilazantsara ho entina hidera an'i Jehovah mandrakizay, izay tarihin'i Ramatoa RAHARISOA Lucie, na i Felambolana, mpamoron-kira nandrtra ny 50 taona mahery. Ny hira "Mpivahiny ihany" izay hira hamantarana azy kokoa ho an'ireo Chorale marobe izay efa niara-niasa taminy

Commentaires sur Akon'ny Famindrampo Ambohimanarina

Aucun commentaire

Les chansons de Akon'ny Famindrampo Ambohimanarina (1)

© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0088