Tsy miova
Lohateny
Tsy miova
Nampiditra tsuke7
Tamin'ny 02/10/2023 23:11
Vangy : 1225
G. D
Etsy ange ny tanandry
C D
Tiako marihana izao fotoana izao
G. D
Ity fehi-tanana ity
C. D
Ho porofo-pitia ka indro raiso ho anao
Em. D
Angamba ho zava-poana malala
C. D
Raha tsy nisy anao, efa ela aho no lao
Em. D
Efa folo taona tsy niala
C D
Maro ‘reo sedra niseho, ianao anilako teo
Ref :
G. D
Izay fotoana izay
C
Tsy nehonoiko hirifiry
D.
Nofenoinao fifalina
G. D
Nandalo ny andro mamay
Kanefa toy ny tsy nisy
Fa novainao paradisa
Iriko lalana iray
Iarahantsika ifamihinanana
Rehefa any aoriana
Tsy miova mandrakizay
Fa eto aminao aho ry tiako
Irony Kintana ambony irony
No mahafantatra fa tena tiako ianao
Tsisy navelako intsony ny fitiavako
Fa efa natolotro anao
Ekeko hoe mamy ny any an-tanana
Fa raha tsisy anao aleoko ihany amin’izao
Efa sambatra aho malala
Faniriako izao, fihino an-tratranao aho
Ref : …………………