Mitonia
Lohateny
Mitonia
Nampiditra nosovianar
Tamin'ny 16/05/2019 07:16
Vangy : 1436
Mitonia (Fy Rasolofoniaina)
D-G-D-G
D G D G
Mitonia zanako, fa eto Aho
Bm A D G
reko avokoa ireo vavakao, mihatra amin'ny Aiko ny alahelonao
Bm A G
mitrakà ianao, aza manahy fa eto Aho
D G D G
Matokia ahy zanako, f'Izaho tsy hahafoy anao
Bm A D G
etsy ho fafàko ny ranomasonao,tsapako izay tsapanao
Bm D G
tiako loatra ianao, indrindra aza adino fa "eto Aho"
Bm A G
ny zava-drehetra tsy voatery hahafaly anao
Bm A G A G
fa ny zava-drehetra miara-miasa hahasoa anao
D A Bm G
aza manahy fa eto Aho, tsy avelako handeha irery ianao
D A G
mety tsy ho azonao izay hitondrako anao fa aza manahy
Bm A D G – D - G
aza manahy fa Izaho hitantana anao
D G D G
mitonia zanako, fa eto Aho
Bm A D G
ampianariko zava-baovao ianao, ny hampahatanjaka anao ny anton'izao
Bm A G D G
haiko fa marary nefa hanampy anao hanakaiky Ahy
Bm A G D G
ny zava-drehetra tsy voatery hahafaly anao
Bm A G D G
fa ny zava-drehetra miara-miasa hahasoa anao
D A Bm G
aza manahy fa eto Aho, tsy avelako handeha irery ianao
D A G Bm Em A D
mety tsy ho azonao izay hitondrako anao fa aza manahy, aza manahy fa Izaho hitantana anao
Bm A G G
ny zava-drehetra tsy voatery hahafaly anao
Bm A G G
fa ny zava-drehetra miara-miasa hahasoa anao….. [Aza manahy…hitantana anao]
D A Bm G
Làlanan-tsara no hitondrako anao fa aza manahy, hampandresy anao ao aoriana ao
D A G G
hotafiako ny voninahitro ianao raha matoky ahy
D Em A Bm
aza manahy fa Izaho hitantana anao.
Em A D G D G
aza manahy fa Izaho hitantana anao