Ampidiro aloha ny tenimiafina
Isaorako Anao
C Dm Isaorako anao ny andro lehibe G F C Isaorako anao izay tonga nanome Am Em Fijery vaovao manomboka anio F G Ity foko adaladala mantsy efa voadio. C Dm Isaorako anao ry namana iray G C Isaorako anao sendra nandalo tamin'izay Am Em Toy ny maraina vao no nahatongavanao F C G Ny foko izay nisendaotra nampangininao. C F G C Misaotra anao, misaotra anao be dia be C F G C Ianao ihany no mahita sy mandre Em Am Em Am Ny alahelo mivesatra ao am-ponay ao Dm G Fantatrao dia fantatrao izany. C Dm Isaorako anao ry namana iray G F C Isaorako anao nampianatra anay Am Em Hifankatia tahaky ny itiavanao anay F G Ny fo izay nisendaotra nampangininay. C Dm Isaorako anao ny andro lehibe G F C Isaorako anao izay tonga nanome Am Em Fijery vaovao manomboka anio F G Ity foko adaladala mantsy efa voadio. Tonony sy feony : Kelly Rajerison
