Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mitia mangina
RE+LA+SI Tsy fantatrao fa teny foana hany aho SI+SOL Nitily sy nitsena ny alokao SIbemol+SOL Ka manara-maso lava izao LA+RE Dia iny ianao voninkazo iray SOL+RE Izay kanto loatra sarobidy ho ahy MIM+LA Te-hioty aho anefa fa tsy sahy Hiloa-bava aho ho vahotra Hiresaka aminao hatahotra Te-hikiry anefa sarotra Manahy aho mantsy sao ho lavinao Tsy zakako raha izay no hitranga izao LA+RE Harary mafy ny ao anatiko ao LA RE+LA Aleo hitia mangina anao ny foko SOL+LA Ataoko ampy ahy fa tsy toloko RE+RE7eme+SOL Raha ny fitiavako anao tsy heloko RE+LA+RE Aleo hijanona ho tsiambarateloko
