Fitiavako an'i Mama
Capo 4
Intro :
Am - E - F - C -Dm - Am -E - Am -G -C -E - Am - G
C
Tena tsotra sady fohy
Dm
Ny hoe tia fa tsy voalaza
G
Teny kely fa mampaory
C
Nefa tsy voaloaky ny vava
Am
Ny fitiavana ilay Reny
F
Mbola hafa koa io ka hafa
G
Toa tsy akiteniteny
C
efa henoko mitafa
Dm G
Tena marina....
G C
Tena marina ee...
Am
Ny fitiavako an’i Mama
Em
Tsy mivaky fa mafonja
F
Tsara kotrika mafana Am-poko
C
ao izy manonja
Dm
Tsy mba mila orokoroka
Am
Tsy mba mila safosafo
Em
Fa fitia miray fototra
Am
Mandra-maty tsy halazo
G C
Ho ela velona oo....
Em Am G
Neny tiako....
© serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.0088