Hanakoako fiderana
1-Hanakoako fiderana, maneran-tany ny asanao Koa redony ny hozàna, Josefa Mpiasa mpankatoa REF: Ry Josefa ô, mpitaiza an'i. Jesoa Ity fikambananay tantanonao ho soa Ho fakan-tahaka hoanay rehetra ianao Sy ho Rainay hajaina koa 2-Fialofanay tokoa ianao, ry ilay be voninahitra Ny tananao be fahefana, matoky ny herinao izahay