Leo
Lohateny
Leo
Nampiditra jazz666
Tamin'ny 11/04/2005 17:37
Vangy : 457
Am Dmadd9/A Am F G
Lasa fa tsy tamàna, Lasa tsy no rarana (x4)
C G F
Safidy ny azy,
Am G
leo hono fa ny fo
Dm F
Nandà ka atao ahoana moa,
C G F E7
Sitrapo sy safidin'ny fo!
Am Dm
Ref: Nilaozany(x2), avokoa(x2)
G C
tsy nisy napetrany
F
na ny ratsy na ny soa
E7
izay koa no fetrany,
Am Dm
manirery tokoa aza
G C
niseho tsy nivaky loha
F
mahatsiaro marary
E7 Am
voadona ery ty fo!
Lasa izy fa tsy tamàna,lasa izy fa tsy no rarana(x2)
Safidiy ny azy,
leo hono fa ny fo
Nandaho ka atao ahoana moa,
Sitrapo sy safidin'ny fo!
Ref: Nilaozany(x2), avokoa(x2)
tsy nisy napetrany
na ny ratsy na ny soa
izay koa no fetrany,
manirery tokoa aza
niseho tsy nivaky loha
mahatsiaro marary
voadona ery ty fo!
Ambondrona!!
S_dana_x