AINA MIRAY

Lohateny AINA MIRAY
Nampiditra ratsimivalan
Tamin'ny 05/03/2012 08:57
Vangy : 214
D                    E
Ny fitiavantsika roa

E           A
Kanto tokoa

D                  E
Nofinofy mamy soa

E            A
Tsy mba ho lo

D             E
Embona mameno fo

A        
Tsisy ahiahy

Amaj7
Mety hampanahy

F#M                       D
Ny androntsika hatramin’izao

E                 A
Tanana tsy mifandao




A        Bm
Aina miray

E           
Tsy vaky lay

A            
Toa ‘ty sy ‘nday

A        BM
Lakam-pitia

E
Fo mifangia

       A
Miara-dia





Mpihira : bodo


Tonony : Haingo


Feony : Beranto


© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0082