Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fito taona
Andinin-teny roa na telo G F#m Voasoratro tsinahy F#m Em/D7 Nisy ihany mampalahelo D7 C Nataoko anao Am Nataonao ahy D7 Feno taona fito androany G F#m Ny niarahako taminao F#m E/D7 Isika anefa eny ihany D7 C Izaho sy ianao Am Izaho sy ianao D7 Firifiry moa ny hadalana G F#m Em Efa vitantsika roa Em A5 Ny fiainana tsy ataoko hoe tsara A5 Asus2 Tsy azo atao hoe ratsy koa Asus2 G Soa fa nisy ihany E Fitiavana indraindray A5 Tsikitsiky indraindray C Fandeferana D Ny lahimatoantsika roa G F#m Herintaona izao no nianatra F#m E/D7 Ka feno soratra avokoa D7 C Na rindrina na fitaratra Am D7 Ilay vavy kely koa G F#m Vao mianatra mihira F#m E/D7 Impiry aho no bedy moa D7 C Fa tsy nanao feo faharoa Am D7 Firifiry moa ny hadalana G F#m Em Efa vitantsika roa Em A5 Ny fiainana tsy ataoko hoe tsara A5 Asus2 Tsy azo atao hoe ratsy koa Asus2 G Soa fa nisy ihany E Fitiavana indraindray A5 Tsikitsiky indraindray C Fandeferana D7 Soa fa nisy ihany E Fitiavana indraindray A5 Tsikitsiky indraindray C ...
