Raha tia mozika
Lohateny
Raha tia mozika
Nampiditra Hamintsoa
Tamin'ny 06/06/2010 02:23
Vangy : 425
A D A E A
Tovo J’hay :Te mba hiara hikalo aminao aho
A D A E A
Hitondra hafanana vaovao aho
A D A E A
Izay ilay tsy ahafoizako anao
A D A E A
Ilay tena tiako any aminao
D A E A D A E A
A A A/basseC#
Rehefa mba mangingina aho indraindray
D C#min
Ilay endrikao no indro eo
D C#min
Mameno fo sy reko feo
C E
Mibadabada malefaka tsy mety miato
A A/basseC#
Poopy : Tsaroako foana ilay fanaonao ahy
D C#min
Ireo teny mambabo fo
D C#min
Tsy mba foiko tokoa
C E
Miverimberina foana ato antsaiko tato ho ato
D A
Lalie : Lay resantsika omaly
C#7 F#min E
Mamelovelo tsy mampatory ahy
D A
Ka n’aiza n’aiza misy anao any ho any
E A
Hijery anao aho na androany androany
A D A
Ref : Raha toa ianao ka tia mozika
E A
Dia mba hiaraka hikalo aminao aho
D A
Raha toa manerika mangatsiaka
E A
Hitondra hafanana vaovao aho
D A
Tolory tanana aho rehefa tonga any
E A
F’izay ilay tsy ahafoizako anao
D A
omeo ilay tsiky iray tsisy ahiahy
E A
Ilay tena tiako any aminao
A D A E A D A E A
A A/basseC#
Malala : Tsahivintsika kely aloha iray minitra
D C#min
Ireo kely rehetra efa vita
D C#min
Natao tamin’ny fo niraisantsika
C E
Mitondra ny fiainana ho avy sy izay mbola tsy hita
A A/basseC# D C#min
Nanie : Tsikaritro fa tsy ianao ihany no tojo fisainana toy izany
D C#min
Mieritreritra lasa vinany
C E
Maniry tontolo vaovao tena tonga lafatra
D A/basseC#
Bodo : Matotra angamba ny androany
C#7 F#min E
Sanatria tsy hanihany
D A E A
Lazaiko tantaraiko aminao izay efa niainako hatramizay
Raha toa ianao ka tia mozika....
F#7 Bmin
Sambatra ianao izay
E A
Tony fo sy fanahy
D G
Mahay mandray, mahay miara dia
A D
Toy ny olona mifankatia
Eb Gmin Ab Gmin Ab Gmin F# Bb
Ab Gmin G7 Cmin Bb
Ab Eb Bb Eb
Eb Ab Eb
Raha toa ianao ka tia mozika...
Bb Eb
dia mba hiaka hikalo aminao aho .....
Bb Eb
Dia ho sambatra izaho sy ianao