Zaza maroroka

Lohateny Zaza maroroka
Nampiditra zouloukely
Tamin'ny 05/10/2009 18:55
Vangy : 340
E             F#m         G#m      A
Taratasy fotsy madio toa virijiny,

E                  F#m            B
Nasiko epistily manambara fa, tiako ianao ry anona iny,

E                 F#m         G#m               A                    
Fa mamiko sy andrianiko, na zazakely na papozy, na malama toy ny 
                           
                             E
foza, na tia manandrakandran-doza,

F#m                 B         A    B
Dia mbola tiako sy iriko ee,




C#m               C#m7          F#m  G#m   A
F’aza dodona na tery ianao, sao ho very e,

E                   F#m         B
Fitaka ny hatanorana e, tohizo aloha ilay fahazazana,

C#m                C#m7           F#m   G#m   A
Azafady raha mikafara izaho, fa mbola potika sy tara e,

E               F#m           B
Mbola tara anie, aminao zazakely io e.








Fa na ho tapitra aza ny revy ety ho’aho, ho ringana vokoa ho potika sy lo e!


Tsy maninona any an-danitra any indray hotohizantsika ilay revy be tsy nety vitantsika tety.


Dia hotetezintsika irony habakabaka eny ambony irony, irony rahona irony samborintsika dia hataotsika sesi-kidoro dia eny isika no matoritory ry anona ee





Fa zaza maroroka indry, pendimpendina hilalao fitia.


Voankazo tsy mbola matoy, tsy hanano aho fa aleoko mamoy


Ny entanao atao tsara fono, mbola ho ela io vao ho bobongolo,


Andraso ny taona ho avy, mbola ho leo foana ianao Ranabavy


Fa zaza maroroka ...








Aza hatao an’izany kosa Rasta kozy e!


Io ho’aho tsy azo atao amin-kery na atao amin’ny teritery 


Zavatra vitan’ny safosafo ve Rasta dia manjary vidina lafo,


’Lay izy ho’aho tsy mila kôzy bobaka na kafara lava,


Apitrapitra fotsiny ange ny tava dia efa...


Veloma hoe hoy ny nantsoiny


Ntsô! hahaha
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082