Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy misy lohateny
Am E Ilay ankajo fotsy Am E Tsy nanaovanao Am B7 E Raha tsy andro alahady Iny indray izao no Nampitafiana anao Sanatria toa hanambady Am Kanefa anie D Bm B7 Nitoetra anaty rahona any a Am Izaho re D Bm Tavela irery eto an tany B7 E Mitomany malahelo D7/F# G Migoka ranomaso G /A / B7 o!o!o!o Voninkazo kely Eo an-tratranao Raozy kely sarobidy Toa any.... Saika nomeko anao Raha toa isika roa mivady Indrisy re Fa ny alahelo anao sisa Ho tonga eo Hameno ora maro isa Mandra-pahatongako Eny ankaikinao o!o!o!o Volana tantely Rakotra hafanana No mba hany anjaranao Ny fitiavatsika Tsy nisy nahalala Vao mba tonga dia nandao Oviana moa Ianao mihazakazaka Raha vao nahita avy any lavitra any Oviana koa Ianao niteny moramora ahy Handao isika hivady Nataoko ho vazivazy o!o!o!o Indro ianao matory Mandry fahizay Tsy mihaino ahy intsony Voninkazo kely Saika mba haniry Kanjo tonga ny havandra a
