Tsy misy lohateny
(Hiran'i Lôlô sy ny Tariny) Maninona e ' zany havako no tomany LAm SOL DO MI Tonga izaho namanao mba manontany LAm SOL DO MI Lasana izy hono omaly namela alahelo mba ho namanao REm LAm FA DO SOL MI Ianao tsy irery f'izaho no tonga hitondra kilalao REm LAm FA DO SOL MI Maninona e raha takariko ho anao Iny volana iny hataonao kilalao Ho avy indray ny ampitso hitondra hafaliana ka hitobaka eto Raha sendra tsisy izany, tsisy hitomaniana izaho anilanao Iny volana iny tsy tsinjon'ny olona faly Fa natao ho anao olona mijaly Ny heriko manontolo no tambatro mba hitsiky ianao Ny volana, ny tontolo no alatsako eo an-tongotrao Maninona é, zany havako no tomany Tonga izaho namanao mba manontany Ny heriko manontolo no tambatro mba hitsiky ianao Ny volana, ny tontolo no alatsako eo an-tongotrao
