Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ody aina
Ody Aina (rythme: 8bit) ....re là sol là sol là/ re là sol (2 fois) re là sol là Efa nataoko daholo, izay mety nahasoa anao manontolo re là sol là Dia tena nomeko avokoa, ireo vokatry ny fanahy sy ny vokatry ny fo re là sol là Efa lasanao ts'isy fetra, ireo tontolo misy ahy izy rehetra rehetra re là sol là sol là/ re là sol (2 fois) re là sol là Efa nataoko tsisy diso, izay hahasambatra anao na androany na ampitso re là sol là Dia tena nataoko izay nety, na tamin'ny andro tsotra io na tamin'ny andronao fety re là sol là Efa nekeko foana ho a, f’ izay misy anao tsy maintsy misy ahy sol là Tsy mifidy tontolo aho hitiavako anao ôôô sol là Izaho tsy sarotiny amin'izany raha ho anao ôôô sol là Tsy mifidy tontolo aho hitiavako anao ôôô sol là Izaho tsy sarotiny amin'izany raha hahasambatra anao eeee re là sol là sol là/ re là sol (2fois) re là sol là Efa nataoko tonga hira, hira sarobidy ho tsara tahiry re là sol là Dia nanaovanao soraty, na ho anao any na ho anay aty re là sol là Efa nanamboarako hira, ho anao irery ho teny manan-jina re là so là sol là/ re là sol(2 fois) re là sol là Efa natokako ho anao, ireo tontolo tsy hita maso hilalaovanao re là sol là Tena fitia vita sorona, nefa ianao tsy mino fa mbola namorona, re là sol là ( 2 fois) Dia niara-nanao velirano, fa tsy hanotafady n’inon’inona mandalo (2) sol là Tsy nifidy tontolo aho hitiavako anao ôôô sol là Izaho tsy sarotiny amin'izany raha ho anao ôôô sol là Tsy mifidy tontolo aho hitiavako anao ôôô sol là Izaho tsy sarotiny amin'izany raha hahasambatra anao eeeee là Fa isika moa efa niara-nanaiky, sol là Fa hifanome tanana raha sanatria misy taraiky sol là Dia efa nekenao daholo, tsy mifidy tontolo ôôô sol là là Dia efa nekenao ilay velirano, ody aina, ilay velirano ody aina ee! re fa#min sol là (4 fois) Efa nataoko izay nety (4) Olombelo Ricky. 2006
