Ampidiro aloha ny tenimiafina
Malala
A G Malala, malalako ô D A Mba mandray kifafa kely ianao androany A Malala ô G Dia rehefa vitanao ny sasa ny vilany sy lovia D A Dia mba atao ny lakozia A G Malala, malalako ô Anio mba ataonao ny sasa lamba (in-2) A Dia aza avelanao hanorisory G D A Aza asiana lonilony fa fitiavana daholo izany (in-2) F C Fa reraky ny manompo anao aho C/G D Leo manao izao sy izao ho anao D A Marary be ny lohako Dia mampaninona moa raha toa ianao tena tia tokoa Androany ihany izany mba atao Malala, malalako Aiza ny hahavitako izany rehetra rehetra izany Malala ô Fa rehefa vitako le sasa ny vilany sy lovia Dia mbô ataonao le lakozia Malala, malalako Kôzy raha mba haiko izany sasa lamba izany (in-2) Ka aza mba mifanorisory Fa mba tsy hisian’ny lonilony Dia izaho aza mba atao izany intsony (in-2) Fa reraky ny manompo anao aho Leo mamelona anao Mbô marary koa ny lohako Dia mampaninona moa Raha toa ianao tena tia tokoa Izany rehetra rehetra izany mbô ataontsika roa (in-4) Dia rehefa vitantsika roa daholo izany rehetra rehetra izany Fitia mifamaly Mandrimandry ny tany
