Ampidiro aloha ny tenimiafina
Karaborosy
A Manao azafady kely tompoko o! A F'aroso 'ty tantara G Misaotra anareo anio G Mba hiara-hihaino tsara o! A Tonga eto Tsarahonenana A Hitondra hira vaovao e! G Misaotra anareo anio G Mba hiara-hihaino tsara A Manao azafady amin'ny Ray aman-dreny A Hatramin'ny taona lasa ka hatramin'izao A Fa mbola hitohy ihany ny amin'ity A E! E! E! E! E! E! E! E! Eny o! G E! E! E! E! E! E! E! E! Eny o! A E! E! E! E! E! E! E! E! Eny o! A G A Hianareo ve hijanona sa hiaraka aminay a! (2) A G A Karaborosy re ny tômobilina handahananay a! A G A Miaka-piakarana ilay izy mamindra vitesy o! A G A Midim-pidinana ilay izy manitsaka frein a! A G A Rehefa mijanona ilay izy vitesy point mort a! A Fiara vanona be numéro TG sady mery mandeha Manao azafady amin'ny Ray aman-dreny Hatramin'ny taona lasa ka hatramin'izao Fa mbola hitohy ihany ny amin'ity E! E! E! E! E! E! E! E! Eny o! (3) Ikala Fanja mijanona tsy miaraka aminay a!(2) Izahay tsy mila an'i Ra-Fanja sipakely tsy mahay ba-kely e! Manao azafady an-dRafanja malala Hatramin'ny taona lasa ka hatramin'izao Fa vita hatreo re ny amin’ity E! E! E! E! E! E! E! E! E! Eny o! Manao azafady kely tompoko o! Fa vita ny tantara Misaotra anareo anio Niara-hihaino tsara o! Tonga teto Tsarahonenana nitondra hira vaovao Misaotra anareo anio Niara-hihaino tsara o! Manao azafady amin'ny Ray aman-dreny Hatramin'ny taona lasa ka hatramin'izao Fa mbola hitohy ihany ny amin'ity E! E! E! E! E! E! E! E! Eny o! (3) DAMA
