Ampidiro aloha ny tenimiafina
Bozy
Dm Am Dm Am Rahoviana ianao re tiana E Am Am-G-C no hiverina indray C G C G hafaliana miaro hakiviana Am C ??? no hiandrasako izay andro izay ??? 1-E --x-------------- 2-B --2-------------- 3-G --0-------------- 4-D --3-------------- 5-A --4-------------- 6-E --x-------------- Dm E Am Ry Bôzy ô, aiza ianao.. Dm E Am fa ny foko efa lao Dm G C miandry aman-taona ilay andro Dm G C ny andro sy fotoana ahitako masoandro. Asa lahy raha izao no ho sahy hamitaka anao, ataoko fa tsy hisy tsy hisy izany indrisy satria (2) mamiko ianao Ry Bozy ô, hafaingana fa ianao no fiadina ilaina hamerina indray eto an-tavako ny tsikiny fahiny re-rahavako Ry Bozy ô, ianao irery no toky sy hery
