Tsy misy lohateny
_________________________________________
salut!
ity zany ny tondro-peo gitaran'le hiran'i
raimbl' oe tsindry mandry e, mahasoava e!
ra misy ny diso dia mba ampilazao fa asa
hifanampiana e, misaotra mihaloa.
_________________________________________
la(min) sol la(min)
Tsy nahavita asa firy izy androany
fa(min) sol la(min)
Valabalaka lasa vinany
la(min) sol la(min)
Tsy nahitana teny firy izy tamin'izany
fa(min) sol la(min)
Ny sainy toa lasa any ho any
re(min)
Nilanja angady izy
fa(min) mi(min) la(min)
Na nitaona ireo akama mpiasa tany
re(min)
Namonjy havoana
fa(min) mi(min)
Mba hitazana an'ilay akany
la(min) sol la(min)
Tsindrin-daona izy hamonjy ny tanana
fa(min) sol la(min)
Misy tsy salama angamba ny akama
la(min) sol la(min)
Ny lohataona aza lasa manara
fa(min) sol la(min)
Volon'andro milaza fambara
re(min)
Nahita setroka izy
fa(min) mi la(min)
Setroka mitelina ny tany
re(min)
Nisy afobe mijoalajoala
fa(min) mi(min)
Mandady manantona ny akany
fa(min) mi la(min)
Tsidri-mandry, antsom-pitia
fa(min) mi la(min)
Feo toa miantso hoe avia
fa(min) mi la(min)
Tsindri-mandry, antsom-pitia
fa(min) mi la(min)
Feo malaky toy ny antso an-tariby
__________________________________________
misaotra e!
__________________________________________