Aza misara-mianakavy
SImin Rehefa akaiky ny maraina SImin Ho ireo taraina SImin Ilainy zanak'olombelona SImin Hiaraka hifamelona RE Na iray lohasaha LAmaj Tsy ilaina didy jadona RE Ny hirantsika roa lahy LAmaj FAdiezmaj Hadio toa rano an'ala SOL LAmaj RE Aza misara-mianakavy SOL FAdiezmaj SImin Sy mitokatoka-monina SOL LAmaj RE Ny herisetra aleo ho avy SOL FAdiezmaj SImin Fa hiparitaka anaty haizina Masoandro aman-bolana Hamono ity ady Velon-kira ireo vorona Fa niteny rahon'ady Rindrina izay mamefy Hirodana avy hatrany Ny fahavalo dia resy Fandresena eran-tany Aza misara-mianakavy Sy mitokatoka-monina Ny herisetra aleo ho avy Fa hiparitaka anaty haizina Fanjakana loham-boto Tsy mba mety ho ela velona Mbola hadio ireo maloto Ho henatrin'ny olombelona Mbola ho avy ilay maraina Ho foana ireo taraina Hirain'ny zanak'olombelona Hiaraka hifamelona Aza misara-mianakavy Sy mitokatoka-monina Ny herisetra aleo ho avy Fa hiparitaka anaty haizina
