Andriamanitra fitiavana
MANORATA RAHA MISY TSY MAZAVA.MISAOTRA INDRINDRA REmaj Ianao ilay nahilika REmaj Natao ankilabao SOL FAdiesemin Nasiana tsipika MImin LAmaj Tsy hihoaranao Toy ireny kamboty Tsy misy mpiahy Mba te hiangoty Nefa tsy reny tsy ray RE RE7 SOL SOLmin Ao Izy e! Hanome ilay anjara fitia RE SImin MImin LAmaj Izy anie, no mandre ny antson'ireo very dia RE RE7 SOL SOLmin Ao Izy e! Hanome ilay anjara fitia RE SImin MImin LAmaj REmamarana ny ref Izy anie no hany mandre ny antso manginan'ireo izay nania Ianao ilay nibaboka Fa nanao ny ratsy Vao mainka nadaboka Tsy narahina vatsy Toy ny resy nifona Fa lavo antany Nodiana tsy henoina Fa darofana ihany Ao Izy e! Hanome ilay anjara fitia Izy anie, no mandre ny antson'ireo very dia Ao Izy e! Hanome ilay anjara fitia Izy anie no hany mandre ny antso manginan'ireo izay nania Ianao diso famindra Solafaka Ireo namanao iindrindra No nanavakavaka Fa ny feonao fahiny Nolazaina hoe tsy ratsy Nefa dia nomena tsiny Mba hisy loto hanasy Ao Izy e! Hanome ilay anjara fitia Izy anie, no mandre ny antson'ireo very dia Ao Izy e! Hanome ilay anjara fitia Izy anie no hany mandre ny antso manginan'ireo izay nania
