Ampidiro aloha ny tenimiafina
Namana
Misy misoka any an-tokotany any Namana! do fa sol do Misy miantso eny an-dalambe Namana do fa sol do Réf: Namana ireny Tena namana sol fa do do/mim/lam Namana ireny Tsy mba namanamana lam fa sol do Hitantarana ny zava-manjo Namana Mankahery sy mampitraka ny loha Namana Réf: Namana ireny Tena namana Namana ireny tsy mba namanamana Mitsikitsiky ao anatin'ny maro Namana Mampievina raha sendra mahatsiaro Namana Réf: Namana ireny Tena namana Solon-drahalahy Tsy mba namanamana
