Ampidiro aloha ny tenimiafina
Meloka
en G intro : G B7 Em(E/D) C E7 Am D Adim Em* Am (et la chui un peu perdu, ... :p) pour le Em* : ||--|---|-2-|---|---| ||--|---|---|---|-4-| ||--|---|---|-3-|---| ||--|-1-|---|---|---| ||--|---|---|---|---| ||--|---|---|---|---| G B7 Em(E/D) Fantatro fa tsy azo atao C E7 Am Meloka aho miniha mitia anao F E Am Am/G F#m7b5 Saingy tsy voatanan'ny foko F G C Tia anao an-tsokosoko G B7 Em Ho tanako am-po tsy hiloaka C E7 Am Noferako tsy navelako hivoaka F E Am Am/G F#m7b5 Nefa toa hery tsy hay tohaina F G C Tiako hodradradradraina G C Fa eo ianao anilako eo G C Hitako sy reko feo C7 F F/G# F#m7b5 Toa akaiky nefa tsy takatro G C Tsy ho ahy ianao fa fantatro Fa ny anao ny fo efa manan-tandrify Efa eny an-tratrany eny ianao no mitampify Ny ahy misy tady eny am-bozonana Midiridiry tsy hay takonana Ny taonantsika koa manelanelana Izaho efa halazo ianao vao vao hamelana Ianao hary elatra mety hisidina Izaho efa hitsingidina Ny tanantsika te-hifanantona Nefa tsy mihaona akory indreny mihantona Izaho mitia nefa tsy manantena Ny lalantsika tsy hifanena DADAH
