Ampidiro aloha ny tenimiafina
Rantsana Fanantenana - Sampana Vokovokomanga (FJKM Ambohidroa Antehiroka)
Sary rehetra...
Nampiditra hagamamytahiana2023 22/05/2025 14:54
Hiran'i Rantsana Fanantenana - Sampana Vokovokomanga (FJKM Ambohidroa Antehiroka) 1 Jereo eto
Vangy : 193
Mpankafy : 0 Ankafizo
Mombamomba azy
Ny "Rantsana Fanantenana" dia rantsana iray ao anatin'ny Sampana Vokovokomanga eto anivon'ny fitandremana FJKM Ambohidroa Antehiroka izay ahitana ankizy sy tanora ary lehibe no mivondrona ao anatin'izany ary ny tanjon'ny Rantsana Fanantenana hatrany dia vonona ny hanambara sy hitory ny Filazantsara amin'ny olona rehetra.Hevitra momba an'i Rantsana Fanantenana - Sampana Vokovokomanga (FJKM Ambohidroa Antehiroka)
Mbola tsisy nametraka hevitra
