Hevitra momba an'i Mamy Gotso

Hiverina amin'ny Mamy Gotso Hampiditra hevitra
vale ( 16/07/2006 20:36)
Za ry reto mankafy Mamy Gotso be ah, ka dia mba faly manao vavolombelona eto fotsiny ê! Izay ihany,, mendrika anzany izy satria araky ny tononkiranay dia tena ao @ le toe-tsain'olona mifanaraka @ toetrako ny azy!hummm,( hihihi)
Bisou manokana an'i Mamy Gotso "raha" sendra mahita ity ê!
vale
hanta77 ( 24/08/2004 16:37)
I Mamy gotso dia olona mahafinaritra, malemy fo ary tena mahay mamorona hira mihintsy manana fahalalana. ary manantena ny vokatra avy @ hatrany
1321 ( 21/05/2004 16:23)
Tso-po i Mamy gotso tia havana sy namana indrindra indrindra ireo mpanakanto Malagasy rehetra avahany @ izany i Tompokolahy Dada Rakoto Frah


tantine vololona
1321 ( 21/05/2004 16:19)
Tsara feo izy ary tena mahay mihira ary mahay mamorona koa na feo izany na hira , tsara ny feony :raha nanao fampisehoana voalohany tao antsahamanitra izy izay ny illico no mpanosika azy t@ izay dia feno aok'izany antsahamanitra ; tia ireo olona mahantra sy sembana izy ohatra t@ izany ilay nanaovany fampisehoana ho an'i sembana sy ny malemy tao M/car (kianjan'i don bosco ivato)ho fanampiana azy ireo

Tantine vololona Paris France
1321 ( 21/05/2004 16:12)
I Mamy Gotso dia zanaka Betsileo (ny rainy sy ny reniny) fa nobeazina sy notezaina tany @ faritra atsimo izy ary tao no nanombohany ny talenta izay nomen'Andriamanitra azy fa tsy nafeniny ,tia mivavaka koa izy ary matahotra an' Andriamanitra ary tena tia havana sy namana indrindra fa ny fanampiana havana ,ny talenta oentiny dia miompana indrindra @ faritra atsimon'i gasikara noho ilay Gotso sy ny fitondran'A/tra fa tsy manary ny mahabetsileo azy izy sy ireo fitiavany ny Malagasy manontolo ny tena mahagaga ahy dia izy nahay nitendry gitara nefa dia ny dadatoany dia mahay gitara be sy ny dadafarany ary ny rainy indrindra indrindra fa toa tsy nampianatra azy mihitsy ,hay ilay gotso nanana ilay talenta tao anatiny ka nanjary nahay nitendry gitara bemihitsy

Tantine Vololona Paris France
( 20/02/2003 16:20)
Mamy Gotso dia olona anisany nanana naha izy azy taminy lafiny fandihizana RAP sy Benny B tao Tulear tamin`ny fahazazany ka niarahany tamim`ny groupe The GOTSO ka nanomboka teo izy efa nisongadina tao Tulear ka nanomboka nihira RAP.


ZAFILAHY Gilles Herman
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2158