Hevitra momba an'i K'ANIB

Hiverina amin'ny K'ANIB Hampiditra hevitra
hagamamytahiana2023 ( 16/07/2024 07:37)
Salama daholo e! Izaho manokana aloha dia tena anisan'ny mpankafy sy mpiondana tarika K'ANIB satria fantatra tao anatin'ilay hira "Izy ilay tokana" sy "Namana" tamin'izany fotoana izany. Fa mety misy fotoana mety hanao "come-back" ry zareo amin'ity taona ity, raha ny tena mety. Tamin'ny 20 taona lasa tany no nahitako anareo farany. Mirary soa ry tarika K'ANIB, ho ela velona ianareo!
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2149